Dikan'ny teny : zambazamba
Hampiditra dikany hafa
p.t:: Be dia be, ilazana isa mihoatra izay azo saintsainina. * F.-p.: Tsy hita zambazamba: 1) tsy hita isa; 2) tsy azo oharina, tsy manam-paharoa.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha