Dikan'ny teny : zaha

Hampiditra dikany hafa
a,: Fijerena zavatra: Nataony tsara zaha ny tranoko. ~ Fanaovana izay hahitana, fitadiavana. ? Fandinihana. 1 Fitsapana. i t,if.: Zahana, zahavana, voazaha, zinaha I mizaha, fizaha, mpizaha 1 izahana, fizahana / mahazaha I zahazaha. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1652