Dikan'ny teny : votsorana
Hampiditra dikany hafa
(votsotra) mt. ih. (votsàry): Vahana, boràhina: Nouotsorany ilay tady tao. 1 Afahana amin'ny gadra na ny fanandevozana: Mpigadra maro no nouotsorana tamin' ny fetin'ny Fahaleouantena.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha