Dikan'ny teny : voizina

Hampiditra dikany hafa
(voy) mt. ih. (voizo): Enti-milaza ny lakana izay asosa amin'ny fikapohana ny rano miverina raha tiana handroso ny lakana, ary mandroso raha tiana hiverina ny lakana. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0077