Dikan'ny teny : voatangombazaha
Hampiditra dikany hafa
a.: Karazam-boatavo lavalava voa fanao fangaron-daoka matsiro no azo atao salady koa (fantatra indrindra amin'ny anaram-bazaha hoe: "concombre").
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha