Dikan'ny teny : voahangy
Hampiditra dikany hafa
a,: Zavatra boribory kely mahafinaritra avy amin' ny biby any anaty ranomasina, ataon'ny vehivavy fihaingoana; vakana, moraporitra, voavola.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha