Dikan'ny teny : viravira

Hampiditra dikany hafa
a.: Fikitakitana. 1 Fandraindraisana befahatany amin'ny tanana, fozafoza. / Fanasaritsarihana, fandroridroritana. 1 t.if.: Viraviraina, aviravira, voaviravira, viniravira 1 mamiravira, famiravira, mpamiravira / amiraviràna, famiravkàna j mahaviravira. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0702