Dikan'ny teny : viniviny

Hampiditra dikany hafa
a.: Toetran'ny olona tezitra mihenahena tsy miteny fotsiny amin'izao, na ny endrika malonilony sy sosotra. - t.i.f.: Aviniviny, tafavinlviny I miviniviny, fiviniviny, mpiviniviny / iviniviniana, fiviniviniana / mahaviniviny. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0742