Dikan'ny teny : vindina
Hampiditra dikany hafa
ft.: Fivontosana tahaka ny voakaikitry ny renitantely; fivontosan'ny molotra raha 'dardera na nisy namely totohondry. - t.i.f.: Mivindina, fivindina / ivindinana, fivindinana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha