Dikan'ny teny : vinaly
Hampiditra dikany hafa
(valy) mt.ih. misy tsofoka in: Voavaly, valiana, o-mena valiny: Tsy novinaliny ny fanontaniako fa nandeha amin'izao izy. / Raha tsy vinaliko ny soa nataonao, ho valia n'Andriam ani tra.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha