Dikan'ny teny : very rerika

Hampiditra dikany hafa
latsaka lalina ao anatin'ny fandinihana ka tsy mahare izay ambonin' ny tany intsony. / Very saina: lasa adala. / Vary arisa-ka: nahena na nariana ny antsasany. / Very sioka: hadino tanteraka. j Very tadidy: enti-milaza ny zavatra tsy tsaroana intsony na olona tsy mahatsiaro na inona na inona intsony. / Very tenany: amin'ny adin'akoholahy, ny tenan'ilay akoholahy resy mihitsy no natao Io-ka ka lasan'ny tompon'ilay akoho naharesy.l Very voadia: mitovy hevitra amin'ny very araka, tsy hita hokarohina intsony. / Very zo: nesorina taminy ny fahazoamanao zavatra maha-olona azy, lasa mpanompo. ¶ M. h.: Diso toerana, tsy hi-ta, nafoy, aira latsaka andrano, very an-tsavony, very faty, very momoka, very po-ka, very sioka, very tadidy. — Very, diso lalana, maniasia, mirenireny, tsy mahita lalana, voan'ny tamberintany. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0261