Dikan'ny teny : venezoelianina
Hampiditra dikany hafa
(fr. vénézuelien) a. : Ny firenena tompontany any Venezoela (Amerika ataimo). ? p.t.: Momba an'i Venezoela, an'i Venezoela na avy any Venezoela: Ny Espaniola no teny tenenin'ny mponina venezoelian(na.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha