Dikan'ny teny : vaviana
Hampiditra dikany hafa
(vauy) mt. ih. (uauio): Enti-milaza ny biby roa (lahy sy vavy) ampiarahina.
- vaviana: vavy anaka, tsy miteraka raha tsy vavy. oh: vaviana ramatoa Rasoa.
- fivaviana: enti- milaza n'y fitaovam- pananahan'ny vehivavy Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha