Dikan'ny teny : vara

Hampiditra dikany hafa
(fr. verre) a.: Fitaovana fisotroan-drano vita amin' ny tamaboha tantera-pahazavana, - F.-p.: Dom-bera: fifandonam-bera rehefa misotro divay mba ho fifampirariana soa. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0768