Dikan'ny teny : vangongo

Hampiditra dikany hafa
a.: Fitangoronanjavatra miavoavo amin'ny toerana iray, tangongo, sangongo. i Vangongoana, vangongoina I vangongo, voavangongo, tafavangongo 1 manavangongo, fanavangongo, mpanavangongo 1 anavangongoana, fanavangongoana 1 mivangongo, fivangongo I ivangongoana, fivangongoana / mahavangongo. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0111