Dikan'ny teny : vanàka
Hampiditra dikany hafa
p.t.: Gaga sady taitra tampoka ka ny vava no atanatana fotsiny fa tsy mahateny. 1 t.if,: Avanaka, tafavanaka / mivanaka, fivanaka, mpivanaka I ivanahana, fivanahana I mahavanaka.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha