Dikan'ny teny : tàhiny

Hampiditra dikany hafa
p.mt.: Teny tsy fampiasa rafla tsy eo aorianan'ny hoe: "raha": Raha tahiny, ka enti-milaza fepetra na famarafarana mialoha: Raha tahiny te ho sambatra ianao, ataovy izay tsy hanenjehan' ny eritreritrao anao. ¶ M. h.: Raha toa, raha sendra — aoka tsy hampiasaina ireo fihasimban'io teny io mahazatra ny maro, dia ny hoe: raha tah?ny, raha tany. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0075