Dikan'ny teny : tsontsa

Hampiditra dikany hafa
p.t.: Diso tsy nahy, diso noho ny tsy fitandremana: Tsontsa paika ka matim-bela: nisy nahadiso ka tratran'ny fahavoazana. ? Mila tsontsany: mila ady. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0421