Dikan'ny teny : tsolo
Hampiditra dikany hafa
1.
a.: Fandrehetana afo handoroana zavatra, fandomana amin'ny afo. - t.i.f.: Tsoloana, atsolo, voatsolo / tsolotsolo j atsolotsolo j manatsolotsolo, manolotsolo, fanolotsolo, mpanolotsolo j anolotsoloana I anatsolotsoloana, fanatsolotsoloana/ mitsolotsolo, fitsolotsolo, mpitsolotsolo j itsolotsoloana, fitsolotsoloana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
a.: Karazan'angady kely lava lela. 1 p, t, : Marani-doha, tsoky. - t.i.f.: Mitsolotsolo, fitsolotsolo.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha