Dikan'ny teny : tsivohibohitra
Hampiditra dikany hafa
a.: Sarin-tanàna ataon'ny ankizy milalao tsindriandriana; na fanorenana sy fandrafetana tanàna madinika misy tsena, trano, lalana... ataon'ny ankizilahy.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha