Dikan'ny teny : tsitondroina
Hampiditra dikany hafa
a,: Ody napetraky ny mpampiady ombalahy tamin'ny ombiny mba hampahery azy. 1 Anarana no-mena ny vatolampy sasantsasany izay tsy sahy notondroina fa noheverina ho misy lolo na angatra.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha