Dikan'ny teny : tsiporetika
Hampiditra dikany hafa
p. t.: Tsy milamina sy misaratsaraka, tsy misa, filaharany. - t.i.f. : Mitsiporetika. Tsiporitika a.:Potipoti-javatra; zavatra tsinontsinona.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha