Dikan'ny teny : tsipelina
Hampiditra dikany hafa
(angl. spelling) a.: Fanononana miavaka ny tarehintsoratra tsirairay avy ao amin'ny teny iray: Ataovy tsipelina ny teny hoe "neny„
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha