Dikan'ny teny : tsindrika

Hampiditra dikany hafa
a.: Fanafoana trano amin'ny herana. - t.i.f.: Tsindrihina, atsindrika, voatsindrika 1 manindrika, fanindrika, mpanindrika / anindrihana, fanindrihana I mahatsindrika. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0941