Dikan'ny teny : tsimbohitra
Hampiditra dikany hafa
a.: Fanoherana ny manam-pahefana. - t.i.f.: Atsimbohitra, voatsimbohitra, tafatsimbohitra / mitsimbohitra, fitsimbohitra, mpitsimbohitra / mahatsimbohitra / tsimbohimbohitra.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha