Dikan'ny teny : tsilo

Hampiditra dikany hafa
1. a. Fanazavana. - t.i.f.: Tsilovina, atsilo, voatsilo / mitsilo, fitsilo, mpitsi-10 / itsilovana, fitsilovana / mahatsilo / fanilo / matsilo. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2. a.: Zavamaniry misy toy ny fanjaitra maso maranitra manindrona eny amin'ny vatany: Mamy tokoa ny voantsilo rehefa masaka tsara. • Ireo zava-maranitra manindrona amin'ilay zavamaniry mihitsy: Alao kely, fa misy tsilo tafiditra ato amin'ny hohoko ato. - t.i.f.: Tsiloina, atsilo, voatsilo / manilo, fanilo, mpanilo ) aniloana, faniloana I tsilotsilo, manilotsilo / mitsilotsilo. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0415