Dikan'ny teny : tsikilo
Hampiditra dikany hafa
a.: Fanaovana ara-maso sy fihainohainoana izay ataon'ny hafa, nefa tsy hitany. ~ Fitiliana, fizahana taratra atao miafina tsy misy mpahalala. - t.i.f,: Tsikiloina na tsikilovina, atsikilo, voatsikilo, tafatsikilo / mitsikilo, fitsikilo, mpitsikilo 1 mahatsikilo / tsikilokilo.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha