Dikan'ny teny : tsienimposa
Hampiditra dikany hafa
a: Karazan-kazo misy tsilotsilony hatrany ampotony ka hatrany an-tendrony (hany ka tsy anihin'ny fosa), fanaovan'ny olona ody (Casso nia).
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha