Dikan'ny teny : tsiarondahy
Hampiditra dikany hafa
1.
a: Ny lehilahy amin'ny mpanompon'ny mpanjaka, izay zary foko iraY mihitsy.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
na Tsierondahy a.: Lehilahy menakelin'ny mpanjaka fahizaY.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha