Dikan'ny teny : tsianaby
Hampiditra dikany hafa
p.t.: Isika rehetra. (Rehefa misy mievina dia hoy ny olona manatrika hoe: "Velona", ary hoy kosa ilay mievinahoe: "Tsianaby").
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha