Dikan'ny teny : tsepoka
Hampiditra dikany hafa
p. t.: Feno hipoka, mitafotafo, avo loba: Tsepoky ny vary ny sobika / Tsepoky ny mpiangona ny trano fiangonana rehefa fety lehibe. / Feno, tototra: Tsepoky ny vola sa tsepoky ny voninahitra no tianao? - t.i.f.: Tsepohina 1 mahatsepoka.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha