Dikan'ny teny : tsendrina
Hampiditra dikany hafa
a.: Karazam-bibikely mihinana sy mandoaka ny voankazo, indrindra ny voam-boatavo; misy milaza fa ny tsendrina no mahatonga ny voankazo hisy olitra.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha