Dikan'ny teny : tsembohina
Hampiditra dikany hafa
(tsemboka) mt. ih. (tsembohy): (olona) Atao izay hahatsemboka azy: Tsembohina amin'ny vomanga no fitsabo ny zaza uoan' ny kitrotro. ? (zavatra) Atao izay hahatonga azy ho entona.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha