Dikan'ny teny : tselahana
Hampiditra dikany hafa
(tselako) mt. ih. (tselaho): Tsoloana afo, tselarana afo: Tselaho amin'izay ireo mololo ireo hanazava ny miaramilantsika.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha