Dikan'ny teny : tsehontsehonina
Hampiditra dikany hafa
(tsehontsehona) mt. ih. (tsehontsehony): Asaina mitsaontsaombava, asaina mamboraka ny tsy filaza.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha