Dikan'ny teny : tsatòka

Hampiditra dikany hafa
1. a.: Vala kely hazo, misy varavarana mihantona mora milatsaka raha vao voatohina, ataon'ny olona ho famandriham-biby, toy ny lambo. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2. Tsàtoka o.: Fijoroana tsy mihetsika; fampijoroana sy fandentehana zavatra tsy hihetsiketsika. - t.i.f.: Tsatbhana, atsatoka, voatsatoka, tafatsatoka I manatsatoka, fanatsatoka, mpanatsatoka 1 anatsatohana, fanatsatohana 1 mitsatoka, fitsatoka, mpitsatoka / itsatohana, fitsatohana 1 mahatsatoka. - Tsatok'andro: ny andro nifanekena sy nifanarahana. / Tsatokaty (jer. tsangambava). / Tsato-kazo: hazo atohana ny voly. J Tsato-pe: karazam-pamelezana ampiasain'ny mpanao daka mikendry ny taolam-pe. / Tsato-piso: faminavinàna tsy mifototra amin'ny zavatra mety hisy fa amin'ny kisendrasendra rano fotsiny. / Tsato-tokana: indray marnely fotsiny ihany. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
3. a.: Tsato-kazo lehibe marani-doha atao hanohana tsato-kazo kely madfnika mba hisakanana ny rano na hiarovana ny fefiloha tsy ho vaky. ~ Fanekena handoa vo-la amboniny raha tsy voaloa amin'ny fotoanany ny vola tsy mafntsy haloa, na koa vo-la omena hatao antoka amin' ny vola tokony haloa, ka very maina io raha diso ny paik'andro tokony handoavana ilay vola. - F.-p,: Manao tsatdka: manatsatoka hazo marani-doha hiaro ny fefiloha tsy ho vaky; manaiky handoa antoka amin'ny vola tokony haloa ' izay very mains raha diso ny paik'andro tokony handoavana ilay vo1a. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1012