Dikan'ny teny : tsapika
Hampiditra dikany hafa
na Tsapitika p.t.: Kely madinika. • Mandringa kely somary mitongilana rehefa mandeha fa tsy ampy halavana ny tongotra ilany. - F,-p.: Tsapik'olona, tsapitik'olona, tsapitiny: fohy, keliray na kelireny.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha