Dikan'ny teny : tsakoina
Hampiditra dikany hafa
(tsako) mt. ih. (tsakoy): Potipotehina amin'ny nify ao am-bava: Tsakoy tsara ny zavatra haninao mba tsy hamizana ny vavoninao.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha