Dikan'ny teny : trotrongy
Hampiditra dikany hafa
a.: Fahalavoana mafy any anoloana ka ny loha no mitehika ny tany. - t.i.f.: Atrotrongy, voatrotrongy, tafatrotrongy ) manatrotrongy, fanatrotrongy, mpanatrotrongy ) anatrotrongiana, fanatrotrongiana I manotrongy / mitrotrongy, fitrotrongy, mpitrotrongy / itrotrongiana, fitrotrongiana / mahatrotrongy ! trotrongitrongy.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha