Dikan'ny teny : trosaina
Hampiditra dikany hafa
(trosa) mt. ih. (trosao): Vidina ka tsy aloa eo no ho eo ny vidiny fa angatahana andro: Tsy mba trosaiko ny ahy ny entana vidiko. • Samborina: Be loatra ny vola notrosain'io uehivauy io ha tsy uoaueriny intsony.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha