Dikan'ny teny : trongisina

Hampiditra dikany hafa
(trongy) mt. ih. (trongiso): Hadin'ny kisoa amin'ny vavany, hadin'ny angadinomby, tandroka...: Tsy misy hotrongisin'ny angadinomby tapak'andro akory io. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0277