Dikan'ny teny : trinebika
Hampiditra dikany hafa
(trebika) mt. ih. misy tsofoka in: Voatrebika, trebehina, tsatohana, trobahana: Notrinebiny ny antsy ny kibon'ny omby.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha