Dikan'ny teny : trena
Hampiditra dikany hafa
a.: Ny fiman'ny omby. 1 Ny feo mimamamàna na mifofofofon'ny riaka. 1 h.o.: Feo mampitahotra eo am-pahatezerana. 1 tif: Tafatrena / mitre-na, fitrena, mpitrena / mahatrena I trentrena.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha