Dikan'ny teny : tranga
Hampiditra dikany hafa
a.: Fiseltoana lany, izany hoe ny ilany fotsiny no hita aloha. 1 tif: Atranga, voatranga, tafatranga / manatranga, fanatranga,' mpanatranga / anatrangana, fanatrangana / mitranga, fitranga, mpitranga / itrangana, fitrangana / mahatranga / trangatranga.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha