Dikan'ny teny : tosy
Hampiditra dikany hafa
1.
a.: Fihetsehana miangolangola mba hanehoam-pitiavana na hierenam-pitia amin' ny olona ifampiresahana, - t.i.f.: Tosina, voatosy / mitosy, fitosy, mpitosy / itosiana, fitosiana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
p.t.: Voakasika (ilazana ny kanety lalaovin'ny ankizy rehefa mifampikasika alohan'ny hidirany ao anaty lavaka): Tosy, leity a! - t.i.f.: Tosina, voatosy / mitosy, fitosy, mpitosy / itosiana, fitosiana / mahatosy, tositosy.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha