Dikan'ny teny : tosika
Hampiditra dikany hafa
a.: Ronjina; ezaka atao mba hampivoaka olona amin'ny faritra iray, na hamotraka azy na handroaka azy: Resy tosiha izy ka lasa. - t.i.f.: Atosika, voatosika / manosika, fanosika, mpanosika / anosehana, fanosehana / mifanosika / mahatosika / tositosika.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha