Dikan'ny teny : torotoroina
Hampiditra dikany hafa
(torotoro) mt. ih. (torotoroy): Vakina atao potipotika, montsanina: Notorotoroiny tamin'ny vato ny siniko.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha