Dikan'ny teny : tontosa
Hampiditra dikany hafa
p.t.: Vita tsara daholo: Tontosa ny zauatra rehetra. 1 Lavorary, tomombana: Lahasa tontosa izany! - t.i.f.: Tontosaina, atontosa / manatontosa, fanatontosa, mpanatontosa / anatontosana, fanatontosana / mahatontosa / ahatontosana, fahatontosana / tontosatosa.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha