Dikan'ny teny : tontana
Hampiditra dikany hafa
na Tontafana (tonta) mt pdr. sy ih. (tontay, tontafy): Zerana: Notontany na notontafany vato aho. 1 Velezina: Tontay kanonta io alika io. • Asiana: Notontafan'ny fofoka aho ka nandamaka tao am-pandriana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha