Dikan'ny teny : tontaina
Hampiditra dikany hafa
1.
(tonta) mt. ih. (ton-tao): Simbana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
(tonta) mt. ih. (tontay): Atao pirinty (ankehitriny, ny hoe: "atonta" no ampiasaina): Notontaina fanimpitony io boky io.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha